| Entry | 1 henatry ny razana |
| Elementary words | 2 henatra, 3 razana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 Enfant qui fait le déshonneur de ses ancêtres.
[2.415#320] |
| Updated on 2025/09/12 |
|