| Entry | 1 heby |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 See sakana.
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|