Entry hebiheby (heby)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. [Rajemisa 1985]
English translation   hovering about, as a bird, wandering about, as a person having no place to rest in. probably redup. of heby. Comp. heva, sebiseby, tebiteby. [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2010/06/25