| Entry | 1 hazomalama |
| Elementary words | 2 hazo, 3 malama |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo
[1.1] |
| Explanations in French |
6 (de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse). Probablement aussi un Casearia (Salicaceae).
7 Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet. 8 Il se travaille très facilement et prend un beau poli. Surtout employé en menuiserie. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Vocabulary | 9 Botany: tree |
| Updated on 2025/11/17 |
|