| Entry (1/2) | 1 hazangazana |
| Root | 2 hazana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina)
[1.1] |
| Explanations in English |
5 very hard. Used of earth. See mazana
[1.2] |
| Explanations in French |
6 sécheresse, comme celle de la terre
[1.3] |
| Entry (2/2) | 7 hazangazana |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho
[1.1] |
| Explanations in English |
10 on the look out, being on the watch
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|