Entry mazana (hazana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [ mazaña ] [Tambahoaka] mafy [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
¶ Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
¶ Tsy azo ifanarahana [Rajemisa 1985]

Entry mana (mazana)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [ mazaña ] [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] matetika [Rakotosaona 1972]
   Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [Rajemisa 1985]
English definition   frequently, usually [Hallanger 1973]
French definition   souvent, d'habitude [Hallanger 1974]

Updated on 2012/03/23