| Entry | 1 havokavohana |
| Root | 2 havokavoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohavokavohàny ilay zaza ka tsy tratra Rakoto nihazakazaka niaro ilay bitika [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be flogged, to be beaten, to be struck. [1.2] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|