Entry hatsatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny
Mitovy hevitra: maina ~ malazo ~ matroka ~ mivaloarika ~ mivolom-balala maty ~ tsy marevaka ~ tsy misy renty ~ vasoka [1.1]
Explanations in English Pale [1.2, 1.7]
 Wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. [1.2]
 Livid [1.7]
Explanations in French Pâle, livide [1.3, 1.8]
 Blême [1.3]
 (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. [1.196]
Examples 
1Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324]
2Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256]
3Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31