Entry | 1 vasoka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako afa-baraka ka menatra |
Explanations in English |
18 [1.7] off-color, tarnished, discolored |
Explanations in French |
19 [1.8] terne 20 [1.3] se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre 21 [1.8] terni |
Examples |
22 [2.270] nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy.
23 [2.296] Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay |
Analogs | 24 tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word vasoka |
Anagrams | 26 asavok, savako, savoka, sovaka, vasoka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |