| Entry | 1 hatsara |
| Root | 2 tsara |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in English |
4 excellence; goodness.
[1.7] |
| Explanations in French |
5 l'état de ce qui est beau, bon.
[1.3#754] 6 excellence; bonté. [1.8] |
| Examples |
7 Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao;
[4.27#]
8 Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 fahatsara |
| All compound words | 12 manana hatsaram-panahy |
| Anagrams | 13 hatsara, 14 sahatra |
| Updated on 2025/11/09 |
|