| Entry (1/2) | 1 hatevenina |
| Root | 2 tevina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in English |
4 see matevina
[1.2] |
| Entry (2/2) | 5 hatevenina |
| Root | 6 tevina |
| Part of speech | 7 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
8 Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany
9 Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo 10 Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1] |
| Explanations in French |
11 qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente
[1.3#701] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 16 hatevezina |
| Updated on 2025/09/12 |
|