|
|
|
|

Entry1  hasin' Andriana
Elementary words  2 hasina, 3 andriana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1]
Examples  6  Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508#]

Updated on 2025/09/12