| Entry | 1 harihina |
| Root | 2 harika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be scowled at, to be looked at obliquely. [1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 harihina, 11 hihirana, 12 hirihana |
| Updated on 2025/09/12 |
|