Entry hararaotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
English definition ulceration [Richardson 1885]
French definition panaris [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry hararaotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
English definition aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]

2011/04/04