|
|
|
|

Entry1  haran-tratra
Elementary words  2 harana, 3 tratra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1]
6 fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13]
Explanations in French  7 cage thoracique [1.13]
Vocabulary  8  Biology

Updated on 2025/09/12