Entry haram-bato (harana, vato)
Part of speech expression
Malagasy definition  [Taifasy] vatolampy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] hantsambato [Rakotosaona 1972]
English definition [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [Richardson 1885]
 a large rock, a protruding vein of rock [Hallanger 1973]
French definition grand rocher [Hallanger 1974]
Examples Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, page 25]
Quotes 

2014/11/17