Entry hany koa (hany, koa)
Part of speech expression
Malagasy definition irery ihany (fanaon' ny mpanoratra eo alohan' ny anarana tiana hofaritana): Hany koa Rakoto no zana-dray aman-dreniny (Rakoto irery ihany no zana-drainy sy reniny) [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31