Entry hanim-pito loha (hanina, fito, loha)
Part of speech   expression
Malagasy definition   sakafom-panasana misy karazany maro [Rajemisa 1985]
English translation   used in describing a feast where every kind of food desired is to be had. [Richardson 1885]
Examples   Henakisoa menafify, henomby matavy noritina, akoho na vorona natao ladobo, miaraka amin' ny lasosy sy lasary, ary faranana amin' ny mofomamy sy voankazo, ireo rehetra ireo no nasesy hanina, mba hahatonga lafatra ny hanimpitoloha araky ny fitenenana. [Rakotozafy: Ratsimba, page 107]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/07/08