Entry | 1 ahandroina |
Root | 2 handro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 jereo handroina [1.1] |
Explanations in French |
5 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3] |
Examples |
6 ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka.
[2.356#]
7 Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 handroina, andrahoina |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ahandroina |
Anagrams | 14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |