| Entry | 1 hamoraina |
| Root | 2 mora |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona.
5 Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be made easy.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on rend facile.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 amohirana, 13 anamariho, 14 hamaroina, 15 hamoraina, 16 mahay rano, 17 miroahana |
| Updated on 2025/11/11 |
|