Entry hamendrehana (endrika)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [Abinal 1888]
Synonyms fahamendrehana
Examples Mpiantoka ny hamendrehana sy fahamarinan' ny latsabato sy ny fahitsian' ny fifidianana io rafitra io, ka omena andraikitra hanamarina sy hitsara ny asa rehetra sahanina amin' ny fampizorana amin' ny tokony ho izy ny fifidianana sy ny fitsapana ny hevitry ny vahoaka. [SeFaFi , 2006/08/09]

2017/06/11