Entry hamatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Bandin-takolaka marary
¶ Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [Rajemisa 1985]
   faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [SLP: Voambolana]
   a disease of the skin [Rajemisa 1985]
French definition   cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [Abinal 1888]
French definition   tache pigmentaire [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  

Entry hamatra
Part of speech   adjective
English definition   deformed, maimed [Richardson 1885]

Entry hamatra
Part of speech   noun
English definition   a shrub used as a medicine by the Sakalava. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry hamatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany
Mitovy hevitra: harato [Rajemisa 1985]
English definition   a splint for supporting a broken limb, etc. [Richardson 1885]
French definition   éclisse, attelle [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  

Entry hamatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   tsy fahita firy [SLP: Voambolana]
French definition   rare [SLP: Voambolana]

2012/12/07