| Entry | 1 hamasinina |
| Root | 2 masina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ò!
5 Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 ankamasinina |
| Updated on 2025/11/13 |
|