Entry hamaotonana (maotona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny hamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1]
Synonyms fahamaotonana

Updated on 2023/01/05