Entry | 1 fahamaotonana |
Root | 2 maotona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1] |
Examples |
5 Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296#]
6 ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka. [2.996#] |
Synonyms | 7 hamaotonana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |