|
|
|
|

Entry (1/4)1  halotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
Explanations in English  4  [1.2]
Explanations in French  5  action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous
figuré: arracher un secret [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 

Entry (2/4)19  halotra
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
Examples  22  Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy" [2.69#195]
Vocabulary  23  Military

Entry (3/4)24  halotra
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  aloka [Tambahoaka] [1.78]

Entry (4/4)27  halôtra
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  moron-dranomasina [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  30 halôtra, halotra, 31 holatra

Updated on 2025/09/20