Entry halavirana (lavitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Explanations in English Distance away [1.7]
Explanations in French éloignement, distance [1.8]
Synonyms fahalavirana ~ halavitana

Updated on 2020/07/31