|
|
|
|

Entry1  fahalavirana
Root  2 lavitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly
5 Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Synonyms  6 halavirana, halavitana

Updated on 2025/09/12