Entry halaky handeha (halaky, leha)
Part of speech expression
Malagasy definition (izay ovan' ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga anie handeha haingana! (firariana ataon' ny reny amin' ny zanany miana-mandeha) [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31