|
|
|
|

Entry (1/2)1  halaky
Root  2 laky
Part of speech  3  morphological form of malaky
Examples  4  halaky aho (Je serai prompt) [1.103#106]
5  Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao [2.996#25.7.9]
6  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity [2.285#214]

Entry (2/2)7  halaky
Root  8 laky
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
Explanations in French  11 vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Examples  12  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#]
Synonyms  13 hafaingana
All compound words  14  5 combinations of this word

Anagrams  15 Hakilà, 16 halaky, 17 halika, 18 lahika

Updated on 2025/11/09