| Entry | 1 haja sy voninahitra |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 haja, voninahitra |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana |
| Updated on 2025/07/29 |
|