| Entry | 1 hajambana |
| Root | 2 jamba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 la cécité, l'aveuglement.
[1.3#291] |
| Examples |
6 hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
[2.996#]
|
| Vocabulary | 7 Health |
| Synonyms | 8 fahajambana |
| Updated on 2025/11/11 |
|