| Entry | 1 fahajambana |
| Root | 2 jamba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] |
| Explanations in French |
5 la cécité, l'aveuglement [1.3#291] |
| Examples |
6 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
[2.996#]
|
| Vocabulary | 7 Health |
| Synonyms | 8 hajambana |
| Updated on 2025/09/12 |
|