|
|
|
|

Entry1  hafiriana
Root  2  firy
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [1.1]
Explanations in English  5  how many days? [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  combien de jours? [1.8]
All compound words 

Anagrams  8 ary fanahy, 9 fihariana, 10 firaihana, 11 hafiraiña, 12 hafiriana

Updated on 2025/09/12