|
|
|
|

Entry1  hafainganana
Root  2 faingana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Explanations in English  5 rapidity, speed [1.7]
Explanations in French  6 rapidité, vitesse [1.8]
Examples  7  Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana. [2.4#]
Synonyms  8 fahafainganana, hafaingana

Updated on 2025/11/13