| Entry | 1 fahafainganana |
| Root | 2 faingana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia
[1.1] |
| Synonyms | 5 hafaingana, hafainganana |
| All compound words | 6 hetsika tokambika ny fahafainganany |
| Updated on 2025/11/09 |
|