|
|
|
|

Entry1  hady vorivory
Elementary words  2 hady, 3 vorivory
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1]
Synonyms  6 hady vory

Updated on 2025/09/12