|
|
|
|

Entry1  hady vory
Elementary words  2 hady, 3 vory
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana. [1.1]
Explanations in English  6 A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench.. [1.2]
Other spellings  7 hadivory

Anagrams  8 hadivory, 9 hady vory, 10 rivodahy

Updated on 2025/09/12