|
|
|
|

Entry1  hady fito sosona
Elementary words  2 hady, 3 fito, 4 sosona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 hady lalina dia lalina; entina milaza ny fiarovana mafy ananan' ny vohitra na ny mand [1.1]
Explanations in English  7 same as harom-pito sosona, lit. a sevenfold fosse. [1.2]
Synonyms  8 harom-pito sosona

Updated on 2025/09/12