| Entry | 1 hadinoina |
| Root | 2 hadino |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro).
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be forgotten, to be neglected..
[1.2] 6 to be forgotten. [1.7] |
| Explanations in French |
7 Ce qu’on oublie.
[1.3#202] 8 qu'on oublie. [1.8] |
| Examples |
9 Tsy azo hadinoina ihany koa izany.
[1.369#]
10 Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#] 11 Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 hadinoina, 18 ihodinana |
| Updated on 2025/11/02 |
|