Entry | 1 habe |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 be |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana |
Explanations in French |
5 [1.13] grandeur 6 [1.68] ampleur, grandeur, volume [Vezo] |
Examples |
7 [1.68] Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer)
8 [2.471] Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. |
All compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word habe |
Anagrams | 14 beha, 15 habe, 16 heba |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |