| Entry (1/4) | 1 haba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona).
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a large silver ring worn as an ornament round the arms..
[1.2#216] 5 a bracelet. [1.7] |
| Explanations in French |
6 bracelet fait d'une seule pièce.
[1.3] 7 bracelet. [1.8] |
| Examples |
8 Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony.
[2.472]
9 Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 11 3 combinations of this word |
| Entry (2/4) | 12 haba |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba).
[1.1] |
| Explanations in English |
15 taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission..
[1.2] |
| Explanations in French |
16 taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage.
[1.3] |
| Entry (3/4) | 17 haba |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in English |
19 for havana.
[Provincial]
[1.2] |
| Entry (4/4) | 20 haba |
| Part of speech | 21 interjection [Full list] |
| Explanations in English |
22 an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh.
[Provincial]
23 thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba. [1.2] |
| Explanations in French |
24 interjection, cri d'admiration qui prête à rire..
[Tankarana]
[1.19] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 27 baha, 28 haba |
| Updated on 2025/11/11 |
|