|
|
|
|

Entry (1/2) 1  haavo
Root  2 avo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
5 refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French  6 hauteur [1.13]
Examples  7  Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Combinations  8  7 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/2) 9  haavo
Root  10 avo
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Anagrams  13 avaho, 14 avoha, haavo, 15 havao, 16 havoa, 17 vahao

Updated on 2026/02/26