| Entry (1/2) | 1 goaika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces.
[1.2] 5 a crow [1.7] |
| Explanations in French |
6 corbeau
[2.415, 1.54, 1.8] |
| Examples |
7 Fambara loza ve ity goaika tokana ity?
[2.643#]
8 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
| Vocabulary | 9 Zoology: birds |
| Synonyms | 10 gaga, goaga, goaka, goake, goaky |
| All compound words | 11 9 combinations of this word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Article | 13 Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 14 goaika |
| Part of speech | 15 adjective |
| Explanations in French |
16 Se disait des choses semblables
[2.415] |
| Anagrams | 17 agioka, 18 goaika |
| Updated on 2025/11/09 |
|