|
|
|
|

Entry1  gejana
Root  2  geja
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1]
Explanations in English  5  same as gehezina [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  gejaina
Synonyms  11  gehezina
Proverbs  12  Proverbs containing the word gejana

Anagrams  13 angeja, 14 gejana

Updated on 2025/09/12