| Entry | 1 gejaina |
| Root | 2 geja |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be grasped, to be squeezed [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on serre qu'on étreint [1.8] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 11 gejana |
| Anagrams | 12 gejaina, 13 igejana |
| Updated on 2025/09/12 |
|