|
|
|
|

Entry (1/2) 1  gazety
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra [1.1]
Explanations in English  4 a newspaper [1.2, 1.7]
5 a gazette; a report [1.2]
6 a periodical [1.7]
Explanations in French  7 Gazette, journal [1.3, 1.8]
8 périodique [1.8]
Examples  9  Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [2.117#65]
10  Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332#61]
11  Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27]
Vocabulary  12  Economy: printing, drawing
Combinations  13  3 expressions, toponymes, etc... with that word
Illustrations 
14 

Entry (2/2) 15  gazety
Part of speech  16  adjective
Explanations in French  17 publié [1.3]

Updated on 2026/02/26