Entry gai > gaina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra [1.1]
Explanations in English Disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Explanations in French Désappointé, décontenancé [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry gai > gaina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Explanations in French Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
Derivatives 
Synonyms gaingaina [more frequent than gai]

Anagrams 

Entry gai > gaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana
Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena' blasa. [1.1]
Explanations in English Compare fehy, fatotra, gehy, hazona, fikitra.
In some provinces gaika and its derivatives are used for the hova antso and its derivatives. [1.2]
Explanations in French Action de serrer, de lier, de contraindre [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 
Other spellings 

Anagrams 

gai   
mariadriaka
joyeux, gai, riant [1.3]
miran-dava
toujours gai et souriant [1.8]
misariaka
être gai, affable [1.8]
sariaka
gai, débonnaire [1.8]