|
|
|
|

Entry1  gadralava
Elementary words  2  gadra, 3  lava
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1]
Explanations in English  6  [gadra lava] A long chain stretching from the neck to the feet
a man in fetters; a convict. [1.2]
7  a prisoner [1.7]
Explanations in French  8  Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3]
9  un condamné [1.8]
Examples  10  Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [2.48]
Antonyms  11  gadrafohy
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2025/09/12