| Entry | 1 gadrafohy |
| Elementary words | 2 gadra, 3 fohy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1] |
| Explanations in English |
6 [gadra foly]
fohy) A short chain, a fetter. [1.2] |
| Explanations in French |
7 Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3] |
| Examples |
8 Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho.
[2.366#]
|
| Antonyms | 9 gadralava |
| Updated on 2025/09/12 |
|